MEDITIC
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
T'CHAT
Bibliographie

Created with Admarket's flickrSLiDR.
Rechercher
 
 

Résultats par :
 


Rechercher Recherche avancée

Derniers sujets
» Izay mangataka no omena izay ilainy
Fa inona izany MEDITIC izany e? EmptyJeu 25 Déc - 3:15 par mahefaserge

» Natao inona ity "forum" ity?
Fa inona izany MEDITIC izany e? EmptyMer 24 Déc - 10:45 par mahefaserge

» Fa inona izany MEDITIC izany e?
Fa inona izany MEDITIC izany e? EmptyMar 23 Déc - 0:41 par mahefaserge

» Série SCRUBS
Fa inona izany MEDITIC izany e? EmptyLun 22 Déc - 0:39 par mahefaserge

-39%
Le deal à ne pas rater :
Ordinateur portable ASUS Chromebook Vibe CX34 Flip
399 € 649 €
Voir le deal

Fa inona izany MEDITIC izany e?

Aller en bas

Fa inona izany MEDITIC izany e? Empty Fa inona izany MEDITIC izany e?

Message  mahefaserge Mar 23 Déc - 0:41

Ny fikambanana MEDITIC dia vondrona mpianatra mikaroka hevitra mba hanamorana ny fianarana lesona "MEDECINE". Maro ny fomba mety anatanterahana izany, fa ny fikambanana dia nifidy manokana ny TIC (na ny teknolojia vaovaon'ny serasera sy ny fahalalàna).
Midadasika nefa ny taranja ka nosafidian'ny fikambanana ho fomba fiasa ny famaliana ny hetahetan'ny mpianatra. Izany hoe ny mpianatra no mangataka na misafidy izay fomba ianarany, ka miainga amin'ireo ny lahasa rehetra hatao.
Ohatra mivaingana hitanao ny namoronana ireto tranonkala fifanakalozana ireto:
ameditic.blogspot.com (ahafantaranao bebe kokoa ny momba ny fikambanana sy ny hevitra voiziny)
meditic.purforum.com (ifaneraseranao mivantana amin'ny namanao mpianatra)

Soso-kevitra fotsiny ireo ahazoan'ny besinimaro ny fomba fiasa, fa araka ny voalaza dia anjaranao no misafidy izay tianao ho azo sy ny endrika ("format") ilanao azy.

Mazotoa àry dia manasa anao ho mpikambana e!

mahefaserge

Messages : 4
Date d'inscription : 09/11/2008

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum