MEDITIC
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
T'CHAT
Bibliographie

Created with Admarket's flickrSLiDR.
Rechercher
 
 

Résultats par :
 


Rechercher Recherche avancée

Derniers sujets
» Izay mangataka no omena izay ilainy
Natao inona ity "forum" ity? EmptyJeu 25 Déc - 3:15 par mahefaserge

» Natao inona ity "forum" ity?
Natao inona ity "forum" ity? EmptyMer 24 Déc - 10:45 par mahefaserge

» Fa inona izany MEDITIC izany e?
Natao inona ity "forum" ity? EmptyMar 23 Déc - 0:41 par mahefaserge

» Série SCRUBS
Natao inona ity "forum" ity? EmptyLun 22 Déc - 0:39 par mahefaserge

Le Deal du moment :
Cdiscount : -30€ dès 300€ ...
Voir le deal

Natao inona ity "forum" ity?

Aller en bas

Natao inona ity "forum" ity? Empty Natao inona ity "forum" ity?

Message  mahefaserge Mer 24 Déc - 10:45

Napetraka ity "forum" ity mba ho tamba-tserasera ho an'ny mpianatra ho mpitsabo.
Eto no sehatra anaporofoantsika fa tia mizara isika ary ilaintsika izany mizara izany. Araka izany dia afaka mandray izay azony raisina ihany koa ny tsirairay eto ary afaka mangataka izay tiany hananana.
Ohatra hoe misy "documents" tianao hananana dia afaka manontany mivantana amin'ny fikambanana MEDITIC ianao mba hizaràna azy eto, afaka mangataka amin'ny ankizy namana koa nefa ianao ka hamaly ny antso izay manana.
Marihina nefa fa ny "document" zaraina eto dia natao ho an'ny besinimaro fa tsy misy afenina tsy akory satria fifampizaràna ho an'ny rehetra ny eto, ka izay mahasoa ny sasany mety hahasoa ny hafa ihany koa.
Mazotoa mizara àry e!

mahefaserge

Messages : 4
Date d'inscription : 09/11/2008

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum